• Alakamisy 22 Aogositra 2024
Zava-pisotro misy alikaola rehetra. Mety mampiakatra tosi-drà avokoa

Tsy ny divay ihany fa ny zava-pisotro misy alikaola rehetra rehefa mihoatra ny fatra tokony ho jifaina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2024
Dr Marius Ramaroson. «Mila mitandrina be amin’io resaka «virus» io»

Amin’ny maha nendra ny antsoina hoe nendran-gidro na «variole de singe» dia mipoitra aty amin’ny hoditra izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2024
Fepetra isorohana ny «Variole de singe». «Aoka mba tena atao am-pahamatorana!»

Manaitra ny sain’izao tontolo izao ankehitriny ny fiparitahan’ilay valanaretina «Variole de singe»,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2024
FANASAN-TANANA ANY AN-TSEKOLY. Mbola vao 7% monja eto amintsika

Mbola tena ambany ny tahan’ny fanasan’ny mpianatra tanana any an-tsekoly eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aogositra 2024
Kambana niraikitra. Voasaraka soa aman-tsara i Tahinjanahary sy Fanambinantsoa

Tontosa soa aman-tsara ary nahitana fahombiazana afak’omaly Alarobia 07 Aogositra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2024
Antalaha_Fihinana fano. Maro no marary, tafakatra 5 ny namoy ny ainy

Mitombo isa ireo maty vokatry ny fihinanana fano an-dranomasina any Antalaha amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT