MPITSABO ANTEMORO ETSY

ANDOHARANOFOTSY Mitsabo olona tratry ny ody fitia, mosavy…


  • Alakamisy 26 Septambra 2024

Mitsabo ary afaka mikarakara ny olona rehetra tratry ny mosavy na manana olana

manokana toy ny voafatotry ny ody fitia ny mpitsabo Antemora etsy Andoharanofotsy. Zazalahy iray tratry ny ody fitia tany Ambatondrazaka ary efa nanary lamba sy tsy niraharaha ny havany intsony no sitrana soa aman-tsara rehefa nanatona azy. Telo andro monja dia nahitany vokany izy rehefa nahazo fanafody. Raha araka ny fantatra anefa dia efa tena mafibe ny olana nosedrain’ity tovolahy ity noho izy tsy nahalala afa-tsy io vehivavy namatotra azy io intsony. Tamin’ny alalan’ny dokam-barotra hitany tamin’ny gazety Tia Tanindrazana no nahitany io mpitsabo Antemoro avy any Manakara io. Ny laharam-pinday 034 08 663 81 moa no hahafahana mifandray aminy raha eny Andoharanofotsy no toerana ahitana. Afaka mitsabo ny valahana zazalahy maditra, ny vady mitsaoka…. koa izy.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT