• Zoma 28 Jona 2024
FISIANA « VARIANT COVID-19 » VAOVAO. Nanao fandisoana ny Ministeran’ny Fahasalamana

Niely tao anatin’ny tambajotran-tserasera Facebook andro vitsivitsy izay fa misy Variant na COVID 19

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2024
FAHASALAMANA. 15 000 isan-taona ny olona voan’ny areti-maso

Saika hita eto Madagasikara avokoa ny karazana areti-maso misy eran-tany hoy ny Dr Solofo Georges,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2024
OLONA TRATRY NY AVC. Maty na mitondra takaitra ny 25%-n’ireo olona voany

Aretina iray tsy mamela mahazo ny AVC. Tsy tapaka lalandra no filaza azy io fa lalandra tsentsina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
HOPITALY HJRA. Mila paosin-dra 90 isan’andro

Ampefiloha Mila paosin-dra 90 isan’andro eo ho eo raha kely ny hopitalim-panjakana HJRA Ampefiloha,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
DIDIM-POITRA FAOBE. Zazalahy kely miisa 128 no nahazo tombontsoa

Efa mahatratra 200.000 Ar amin’izao ny manao didim-poitra ho ana zazalahy kely iray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jona 2024
Ambohimitsinjorano, Ambohidratrimo. Zazalahy miisa 40 no nisitraka didipoitra faobe

Nanatontosa didimpoitra faobe niaraka tamin’ny CSB II Ambohimitsinjorano, kaominin’Ambato,

Hamaky ny tohiny
FTT