• Sabotsy 18 Martsa 2017
Fahasalamana.FONDATION ORANGE Nanampy ireo dokotera miasatena any ambanivohitra

Mbola betsaka ireo reny sy zaza maty eo am-piterahana eto amintsika. Anisan’ny tanjon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka ny hampihenana izany araka izay tratra ka eo anelanelan’ny 300 ka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Martsa 2017
Fahasalamana.Fidirana ho mpiasam-panjakana 200 monja ireo mpampivelona voaray ...

200 monja tamin’ireo mpampivelona marobe nifaninana hiditra ho mpiasam-panjakana tamin’ity taona 2017 ity no voaray ary telo ny mpitsabo mpanampy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Fahasalamana.Distrikan’i Morondava Mirongatra indray ny Androbe

Misy milaza fa Androbe, ao koa ny miteny hoe Ambalavelona. Raha ny fampitam-baovao dia mirongatra indray izao ireny karazan’aretina mampihetsiketsika hafahafa ireo ankizy mpianatra amin’ny ambaratonga fototra ireny ao amin’ny distrikitr’i Morondava ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Fahasalamana.FIVAZA ANTANANARIVO Nanome ra tetsy amin’ny HJRA Ampefiloha

Nisantatra ny fankalazana ny andron’ny 8 martsa omaly ny FIVAZA (Fikambanan’ny VAdina Zandary) eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Fahasalamana.ANKIZY MARENINA Mbola maro ireo tsy tafiditra an-tsekoly

Mbola maro amin’ireo ankizy marenina eto amintsika no tsy tafiditra an-tsekoly. Ny ampahatelon’izy ireny no fantatra fa mba manana fahafahana fa ny ankoatra izay dia mirenireny fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2017
Fahasalamana.Mpiasan'ny fitehirizan-dra -HJRA Raikitra ny fitokonana faobe tsy voafetra

Noferan’ireo mpiasa eo anivon’ny ivontoeram-pirenena momba ny fitehirizan-dra ao amin'ny hopitaly HJRA nanomboka omaly ny asa nosahanin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT