- Zoma 14 Aprily 2017
Fahasalamana.Befelatanana Narenina ny sampandraharahan’ny Neuro-psychiatrie
Narenina tanteraka ny sampandraharahan’ny Neuro-psychiatrie eo anivon’ny hopitaly Befelatanana.
Hamaky ny tohinyNarenina tanteraka ny sampandraharahan’ny Neuro-psychiatrie eo anivon’ny hopitaly Befelatanana.
Hamaky ny tohinyNoho ny aretina tampoka nahazo azy vokatry ny harerahany noho ny dia notanterahiny tao anatiny sy ivelan’ny distrikan’i Betroka
Hamaky ny tohinyAretina iray miafara amin’ny famonoan-tena hatrany amin’ny ankapobeny ny fahaketrahana ara-tsaina (Depression) raha tsy voatsabo.
Hamaky ny tohinyNiakatra Fitsarana omaly tetsy amin’ny tribonaly Anosy ilay raharaha nahafatesana vehivavy bevohoka tao amin’ny hopitaly Befelatanana, roa volana lasa izay.
Hamaky ny tohinyNampahafantarin’ny tompon’andraikitra voalohany mikasika ny areti-mifindra eo anivon’ny hopitaly Befelatanana tetsy amin’ny Kudeta Anosy omaly fa mahatratra hatrany amin’ny 20%-n’ny Malagasy amin’izao fotoana izao no voan’ny aretina Hepatite B.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny aretina iray mahazo vahana ny aretin’ny voa eto amintsika.
Hamaky ny tohiny