Fahasalamana

Fizaham-pahasalamana eny Analakely Natao hanampiana ny rehetra


  • Sabotsy 29 Jolay 2017

Hetsika ara-pahasalamana maro no tanterahin’ny fikambanana “Club Ominsports Avaratranjoma” etsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely nanomboka omaly.

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taona nijoroan’ny fikambanana izany raha araka ny fanazavan’ny filohany Théodore Ernest. Hetsika maro no hita mandritra izany toy ny  fizahana maso maimaimpoana, ny fijerena ny  tosidra, ny fitiliana ny diabeta,  ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina olana izay samy mamatotra sokajin’olona maro tokoa amin’izao fotoana izao. Tsy hijanona hatreo ny hetsika raha araka ny fanazavana azo. Mbola hisy mantsy  ny fizarana kahie sy ny fonon-kahie an-jatony ho an’ireo ankizy zanaky ny fiangonana ao Avaratranjoma, arahin’ny fitondrana azy ireo mivoaka kely any amin’ny faritra amin’izao vakansy lehibe izao.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT