Fahasalamana

CROIX ROUGE INTERNATIONAL Hanampy amin’ny ady amin’ny pesta


  • Zoma 20 Oktobra 2017

Noraisin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Solonandrasana Mahafaly Olivier, teny Mahazoarivo omaly ny sekretera jeneralin’ny federasionan’ny Croix rouge international sy ny Croissant rouge, Elhadj As Sy.

 
Ny ady amin’ny fipariahan’ny valanaretina pesta no hiompanan’ny fanampiana hataon’ity sampana ity, raha ny fanazavana. Vonona ny hanampy amin’ny lafiny rehetra izay azonay hidirana izahay, hoy izy. Ankoatra ny fihaonana tamin’ny praiminisitra dia efa nihaona tamin’ny minisitry ny fahasalamana ihany koa izy. Ny fiaingana amin’ny fanentanana ho amin’ny fisorohana ny aretina hatrany aloha no ho laharam-pahamehana mba tsy haharetan’ny valanaretina ela loatra ary ilaina ny fiaraha-mientan’ny rehetra.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT