Fahasalamana

Fisotroan-toaka lava Mahavoa ny « Cirrhose du foie »


  • Zoma 15 Desambra 2017

Mahavoa ny « Cirrhose de foie » ny fisotroan-toaka lava, hoy dokotera Fidy Bariniaina.

 

 Mihasimba mantsy ny aty ka miteraka aretina maro. Anisan’ireny ny   albumine  ka mampibinabina ireo olona mpisotro toaka. Tsy afaka manadio sy mamoaka ny loto rehetra any anaty intsony ihany koa ny aty izay asany lehibe  faharoa, hany ka lasa tsy salama intsony ny olona iray mpisotro toaka.  Manginy fotsiny ny tsy fahafahan’ny aty mandevon-kanina  ara-dalàna intsony, antony mamparary kibo lava ireny mpisotro toaka ireny. Mikasika ny fifandraisan’ny fahasalamana amin’ny fisotroana ireny karazana zava-pisotro misy alikaola ireny dia nanambara i dokotera Fidy fa rehefa mihinana sakafo ara-pahasalamana ny olona iray dia azo antoka ny toe-pahasalamany.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT