Fahasalamana

Trangan’aretina pesta Olona 21 hatreto no ahiana


  • Alarobia 26 Septambra 2018

Raha ny tatitra navoakan’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka dia miisa 21 hatreto ireo trangan’aretina pesta ahiana manerana ny nosy.

 

 

 Izay no azo ambara raha jerena ny zava-nisy nanomboka ny 1 aogositra ka hatramin’ny 24 septambra teo. Distrika miisa 9 moa no tena ahiana hisian’izay tranga izay, raha ny fanazavana, dia Ambalavao, Ambatofinandrahana, Ambositra, Ankazobe, Antsirabe, Arivonimamo, Fandriana, Miarinarivo ary Morondava. Tranga miisa 5 amin’ireo kosa no efa voamarina, raha ny tatitra hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT