Fahasalamana

Fitsaboana zaza Nahavitana boky mirakitra ny fomba fiasa


  • Zoma 22 Mey 2020

Namolavola ary nanolotra boky mirakitra ny "Protocoles : Urgences Pédiatriques et néonatales", miisa 3000, ny "Société Malgache de Pédiatrie" na "SOMAPED",

 

 

 

 izay ho zaraina manerana ireo tobim-pahasalamana rehetra.Boky natao hampitoviana ireo rafitr'asa mahakasika ny ivo-toerana mitsabo zaza vao teraka, hanatsaràna ny fomba fiasa sy hampihenàna ny taha-pahafatesan'izy ireo.Natolotra ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka ireo boky ireo "Aoka ho zaraina ary ho ampiasaina, fa tsy amidy akory ity boky ity" hoy Pr AHMAD Ahmad, minisitra Marihina moa fa angady nànanàna sy vy nahitàna ny fanotàna izao boky izao ny "Principauté de Monaco" .

 

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT