- Alatsinainy 18 Aprily 2011
Edito.Sambatra ihany !
Herinandro vaovao indray no diavina ankehitriny. Toy ny fanombohan’ny herinandro rehetra dia maro no manantena zava-baovao eo amin’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyHerinandro vaovao indray no diavina ankehitriny. Toy ny fanombohan’ny herinandro rehetra dia maro no manantena zava-baovao eo amin’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyTsy mandeha lavitra fa dia miara-dalana amin’ny krizy politika ny krizy sosialy, ary matetika aza dia misy ifandraisany foana izy roa ireo.
Hamaky ny tohinyToa manjavozavo izany tato ho ato ny endriky ny fanelanelanana iraisam-pirenena amin’ny krizy Malagasy. Novitain’ny Dr Leonardo Simao maimaika ny fandrafetana ilay sori-dalana, tonga dia natao ny rangopohy.
Hamaky ny tohinyToa manangasanga indray ny krizy vaovao hafa taorian’ny olana eo amin’ny sehatry ny fitsinjarana ny solika eto amintsika.
Hamaky ny tohinyManao don-tandroka ary tonga masiaka hanampy amin’ny asa fanelanelanana ataon’ny SADC, hono, ny Frantsay sy ny tariny, mialokaloka ao anatin’ny COI, izay fikambanana iraisam-prenena najoron’ny Frantsay tahaka ny OIF mba hahafahany mifehy ara-kolontsaina sy ara-politika ary ara-toekarena ireo zanataniny teo aloha.
Hamaky ny tohinyNa dia tsy nisy ady an-trano naharitra nahafatesan’olona an’aliny aza eto Madagasikara dia milahatra amin’ireo firenena miady lava sy rotiky ny adim-poko isika raha ny fahantrana no resahana, araka ny tatitra nataon’ny Firenena Mikambana.
Hamaky ny tohiny