- Alakamisy 16 Jona 2011
Edito.Karatra mena
Mampatsiahy ny zava-nitranga tamin’ireo vanim-potoana nanombohana sy nisian’ny krizy nifandimby teto amin’ny firenena ny zava-nisy teto an-drenivohitra tato anatin’ny roa andro izao.
Hamaky ny tohinyMampatsiahy ny zava-nitranga tamin’ireo vanim-potoana nanombohana sy nisian’ny krizy nifandimby teto amin’ny firenena ny zava-nisy teto an-drenivohitra tato anatin’ny roa andro izao.
Hamaky ny tohinyEfa tena maro ankehitriny ny olona leon’ny fitarazohan’ny krizy sy ny fomba fitantanan’ny FAT amin’ny ankapobeny ny firenena.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny fetin’ny pentekosta ireo mpino kristianina ny alahady lasa teo. Vanim-potoana voatondro fa nilatsahan’ny fanahy masina tamin’ireo apostoly, mpianatr’i Jesoa Kristy ary niorenan’ny fiangonana izy io.
Hamaky ny tohinyMampieritreritra ihany ny fanambarana nataon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha nitafa tamina mpanao gazety maromaro teto an-drenivohitra tamin’ny alalan’ny antso an-tariby ny tenany omaly.
Hamaky ny tohinyFa rahoviana ihany ary vao hifarana ny krizy ? Izay izao no tsy afaka am-bavan’ny maro nanomboka ny talata teo raha vao nahafantatra fa mbola hisy indray karazam-pivoriana roa farafahakeliny taorian’i Gaborone.
Hamaky ny tohinyNy fomba nilazana sy nanoratana azy fotsiny no niova fa raha ny votoatin-kevitra dia mitovy sy sahala amin’ny efa naroson’ny mpanelanelana hatramin’izay ihany, raha ny fihaonana tany Gaborone no resahana.
Hamaky ny tohiny