- Alarobia 14 Martsa 2012
Edito.Tena domelina ve sa mody fanina ?
Nibaribary indray ny tsy fahamatoran’ireo mpanao politika miara-miasa amin’ny filohan’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyNibaribary indray ny tsy fahamatoran’ireo mpanao politika miara-miasa amin’ny filohan’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyManankarem-baovao indray ity herinandro ity raha araka ireo fandaharam-potoana isan-karazany.
Hamaky ny tohinyAsa indray izay hambaran'ny SADC tarihan'i Marius Fransman, izay hitoetra andro vitsivitsy eto amintsika.
Hamaky ny tohinyRaha nisy zavara tena nalaza sy nahoraka tato anatin’izao tetezamita izao, dia ny resaka fitakiana sy fitokonana ary mifototra amin’ny tombontsoa ara-bola daholo izy ireny raha akapoka iray.
Hamaky ny tohinyEny rehetra eny dia mandeha ny adihevitra. Mifampanontany ny olon-tsotra hoe mbola mahita tory ihany ve amin’ny alina, ny filohan’ny tetezamita sy ireo manampahefana tena akaiky azy, ka namboly ny krizy tamin’ny alalan’ny fanonganam-panjakana, telo taona lasa izay ?
Hamaky ny tohinyMihombo hatrany ny krizy ary miha mafy ny fiainana. Izay ny zava-misy ankehitriny taorian’ny fiakaran’ny vidin’ny solika sy ny fitomboan’ny vidin-jiro sy rano ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny