• Talata 03 Aprily 2012
Edito.Tsy mivaky loha

Nambara teto tamin’ny herinandro lasa iny fa misy antony manokana matoa nisafidy an’i Manakara hanatanterahana ny lanonana ofisialy amin’ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana tamin’ny 29 martsa 1947 ny fitondrana tetezamita, ary dia tonga nanao rodobe tany an-toerana i Andry Rajoelina sy ireo mpanao politika manohana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Aprily 2012
Edito.Saro-piterahana

Ela ny ela ka hiaka-dapa eny amin'ny Parlemanta ihany ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka sy ny fananganana ilay komitim-pirenena momba ny fampihavanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2012
Edito.Ny toky fitaka …

Hiatrika ny fivoriana tsy ara-potoana fahefatra, manomboka ny talata 3 aprily ho avy izao ny Parlemanta ahitana ny CT sy ny CST ka mandritra ny 12 andro, raha ela indrindra, no handinihana ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2012
Edito.Tompon’ny fahefana

Amin’ity alarobia ity no hanao ny fianianany etsy amin’ny fitsarana ambony Anosy ny filohan’ny CENIT na vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, Rtoa Attalah Béatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2012
Edito.Difotry ny fahefana

Nanome toky ireo mpanara-dia azy, telo taona lasa izay, i Andry Rajoelina fa hatao mangarahara ny fitantanana ny volam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Martsa 2012
Edito.Natao ho an'iza ?

Mitodika any amin'ny Parlemanta indray manomboka izao ny sain'ny mpanara-baovao satria andrasana fatratra eny ny hahatongavan'ilay volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka.

Hamaky ny tohiny
FTT