- Alarobia 25 Aprily 2012
Edito.Mikatso ny raharaha
Mafampana eo amin’ny resaka fitakiana sy fitokonana ity anio ity, satria hampiseho ny heriny ireo mpampianatra mivondrona ao amin’ny Sempama.
Hamaky ny tohinyMafampana eo amin’ny resaka fitakiana sy fitokonana ity anio ity, satria hampiseho ny heriny ireo mpampianatra mivondrona ao amin’ny Sempama.
Hamaky ny tohinyMampatsiahy ny zava-misy eto amintsika ny nitranga tany amin’ny nosy Barhein ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyMinisitra 10 amin'ireo 30 ao anatin'ny governemanta no nandray anjara tamin’ilay fambolen-kazo nokarakarain'ny fiadidiana ny tetezamita ka notanterahana teny Andranovelona - Ankazobe.
Hamaky ny tohinyAnio zoma no hivory ary handinika ny raharaha Madagasikara ny SADC. Hisy ny fanaovana tombana ny fanatanterahana ny tondrozotra.
Hamaky ny tohinyManomboka mampiahiahy ihany ny hahavitana fifidianana amin’ity taona ity raha dinihana ny zava-misy eo amin’ny lafiny politika sy teknika.
Hamaky ny tohinyTsy nisy ny fahagagana fa dia mbola teratany Amerikanina ihany, dia i Jim Yong Kim no voatendry ho filoha mpitantana ny Banky Iraisam-pirenena. Ny alatsinainy lasa teo moa no nanendrena azy tamin’io toerana io.
Hamaky ny tohiny