• Zoma 30 Mey 2014
Edito.Tsirin-kevitra Tia Tanindrazana Kolikoly sy ny voka-dratsiny eto Madagasikara

Hatrany amin’ny fidirana ka hatren’ny amin’ny asam-panjakàna rehetra, dia feno fanahiana ny ankamaroan’ny olona amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Edito.Fampandrosoana Tena ilaina ny lalana

Voaporofo manerantany fa ny fananganana ireo karazana fotodrafitrasa no nitarika fampandrosoana teo anivon’ireo firenena matanjaka. Ireo firenena ambara fa misongadina ankehitriny ihany koa dia resy lahatra fa vahaolana iray tsy azo hodian-tsy hita ny fananana fotodrafitrasa maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Mey 2014
Edito.Ranaivoson Désiré (PNJ) «Mbola mitohy ny tolona»

Na tsy mbola teraka aza ny tenako tamin’ny 13 mey 1972 dia mahafantatra tamin’ny alalan’ny tahirinkevitra samihafa ny zava-nisy, fa tolon’ny tanora nanoherana ny fanjanahantany tamin’ny endriny vaovao no natao tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2013
Edito.Ho diso fanantenana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Randriamasinoro Guy
“Ny fanovana marina dia manomboka amin’ny tena”

Anisan’ireo hofidiana ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faha-5 ny kandida Randriamasinoro Guy, izay atolotry ny antoko Maitso Hasin’i Madagasikara. Manana ny fahitany ny tontolon’ny politika teto Madagasikara ity kandida ity izay entiny hisarihana ny sain’ny vahoaka mba hahay hisafidy amin’ny 20 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT