Edito

Ranaivoson Désiré (PNJ) «Mbola mitohy ny tolona»


  • Alarobia 14 Mey 2014

Na tsy mbola teraka aza ny tenako tamin’ny 13 mey 1972 dia mahafantatra tamin’ny alalan’ny tahirinkevitra samihafa ny zava-nisy, fa tolon’ny tanora nanoherana ny fanjanahantany tamin’ny endriny vaovao no natao tamin’izany.

 Ny zava-misy hatreto anefa dia mbola miankin-doha isika ka mbola mitohy ny tolona mandrapaha-masimandidy antsika amin’ity tany ity, ary tokony hitsangana hanara-maso izany mandrakariva ny tanora tahaka anay PNJ. Raha miteny ianao, hoe : efa nahazo fahefana ny tanora teo nefa tsy hita izay nafitsoka dia sahiko ny milaza fa mbola ireo goaka antitra hatrany no tena nibaiko tao anatin’ny fitondrana tetezamita iny na dia nisy tanora iray nitsangana aza. Tokony hiomana koa raha te hitondra firenena izany fa tsy ho tongatonga ho azy fotsiny eo tsy akory.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT