- Alakamisy 23 Aogositra 2012
Edito.Vola maloto
Notanterahana omaly teny Betongolo ny fanasoniavana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Samifin sy ny zandarimariam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNotanterahana omaly teny Betongolo ny fanasoniavana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Samifin sy ny zandarimariam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNy alahady hariva teo dia niverimberina ny fanambarana hoe : nanaja ny fiandrianam-pirenen’i Madagasikara ny SADC ary tsy nisy mihitsy ny teritery.
Hamaky ny tohinyMifanandrify indrindra amin’ny vanim-potoan’ny fanadinana no niakatra ny vidin’ny solika.
Hamaky ny tohinyMalaza indray ny fiverenan’Atoa Marc Ravalomanana eto an-tanindrazana, taorian’ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-panjakan’ny SADC tany Maputo.
Hamaky ny tohinyMisongadina eto amintsika ankehitriny ny sehatry ny finoana satria samy miatrika fotoan-dehibe ny fiangonana roa azo ambara fa goavana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMisintona ny sain'ny mpanara-baovao amin'ity herinandro ity ny synoda lehiben'ny Fjkm any Manakara.
Hamaky ny tohiny