Nitrangana lozam-pifamoivoizana tany Anjavilatsaka Daraina 50km avaratr’i Vohémar omaly ....
vao mangiran-dratsy tamin’ny iray ora maraina. Fiarabe mpitondra entana no nivadika, raha nandika tetezan-kely. Tsy nisy aina nafoy saingy maro no naratra, indrindra ny mpamily izay voa mafy. Betsaka ihany koa ny fahasimbana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.