- Sabotsy 19 Jolay 2014
Edito.Adin’ny kanosa
Sahiran-tsaina momba ny fodian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny fitondram-panjakana ka manomboka manao zavatra hafahafa. Ny olona izay niresaka, niady hevitra na naneho hevitra hatry ny omaly mantsy dia tsy resy lahatra firy tamin’ilay filazana ofisialy fa hoe nisy nipiraty ny adiresy mailaka na ny solosaina tao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny.
Hamaky ny tohiny