- Zoma 07 Aogositra 2015
Edito.Manomboka mivadi-dela
Ny ela maharay roa, ary ny toerana manova olona. Voaporofo io tenin’ny Ntaolo io ankehitriny indrindra ho an’ny mpitondra ankehitriny
Hamaky ny tohinyNy ela maharay roa, ary ny toerana manova olona. Voaporofo io tenin’ny Ntaolo io ankehitriny indrindra ho an’ny mpitondra ankehitriny
Hamaky ny tohinyMitombo isan’andro ny fanakianana momba ny nikarakarana ny fifidianana sy ny nanatanterahana azy ny zoma 31 jolay lasa teo. Maro ireo kandida milaza fa nanesorana ny vato azony ka izay no antony naharesy azy.
Hamaky ny tohinyNy hahavitan’ny fanadinana Bepc no ela dia mety hiverina indray ny savorovoro politika, samy miketrika any amin’ny toerana misy azy any avy ireo etamazaoro politika eto amin’ny tanàna
Hamaky ny tohinyNy fandatsaham-bato no vita tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna fa ny famoahana ny vokatra ofisialy mbola zavatra hafa. Maro be mantsy ny fitarainana amin’ny resaka hala-bato sy hosoka manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyHafa dia hafa ny fandraisan’ny olom-pirenena Malagasy ity fifidianana kaominaly 2015 ity. Mihevitra ny ampahany betsaka amin’izy ireo fa tena manan-danja amin’ny ho fizotran’ny raharaham-pirenena izay
Hamaky ny tohinyOlana tsy mbola voavaha hatramin’izao ny an’ny mpiasan’ny fananan-tany, dia io fa miampy ny an’ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversite indray.
Hamaky ny tohiny