- Talata 03 Novambra 2015
Edito.Tsy mety tafavoaka
« Mihodinkodina leitsy a, ity tanintsika ity, ka mahaiza fetsifetsy a..sao ialahy dia mikodia ».
Hamaky ny tohiny« Mihodinkodina leitsy a, ity tanintsika ity, ka mahaiza fetsifetsy a..sao ialahy dia mikodia ».
Hamaky ny tohinyMiandry ankehitriny ny rehetra hoe : hijoro amin’ny maha raiamandreny azy tokoa ve ka hahay handamina ny toe-draharaha eto amin’ny firenena i Hery Rajaonarimampianina sa hanao be marenina sy hampandry adrisa indray
Hamaky ny tohinyMiaiky ankehitriny ny fitondrana foibe fa misy ny kere any amin’ny faritra Androy sy Anosy. Ny sampan’asa misahana ny fampandrosoana amerikanina mantsy dia efa nanaraka ny zava-misy tany an-toerana hatramin’ny voalohan’ny volana oktobra teo.
Hamaky ny tohinyResaka sy kabary no re nandritra ity repoblika faha-4 ity. Hofoanana ao anatin’ny 3 volana ny delestazy, ho henjana ny fanenjehana ireo mandripaka sy manondrana an-tsokosoko ny harem-pirenena, hohavaozina sy hohatsaraina ny ady amin’ny kolikoly ary tsy misy ambonin’ny lalàna eto
Hamaky ny tohinyHatreto aloha dia mangina tsy miteny manoloana ny menomenona etsy sy eroa ny amin’ny fibodoan’ny Frantsay ny « iles éparses » ny mpitondra fanjakana Malagasy. Raha tany amina firenen-kafa dia ny harivan’ny fanambarana nataony ihany dia efa voaantso hitondra fanazavana manoloana ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Rtoa masoivohon’i Frantsa eto amintsika, saingy tsy nisy izany
Hamaky ny tohinyMisy fitenin-jatovo avy any amin’ny tapany atsimon’ny nosy iny manao hoe « Mangoabelaky » na vasoka ho an’ny aty afovoan-tany.
Hamaky ny tohiny