- Talata 28 Jolay 2015
Edito.Adala ve no hitantana e ?
Misy ny kandida milaza fa manaja ny fahafahana maneho hevitra sy ny fahalalahana ary hoe hanakafaka an’Antananarivo hon
Hamaky ny tohinyMisy ny kandida milaza fa manaja ny fahafahana maneho hevitra sy ny fahalalahana ary hoe hanakafaka an’Antananarivo hon
Hamaky ny tohinyHivalona afaka telo andro ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 31 jolay 2015. Manomboka misongadina ireo kandida heverina fa hironan’ny safidin’ny mpifidy.
Hamaky ny tohinyManova olona marina ve ny fanaovana politika sa ahoana , fa dia misy ireo tena nanakiana mafy ny fakana artista rehefa hanao fihaonana politika sy hamory vahoaka kanefa ankehitriny dia lohalaharana amin’ny fampirevena ny vahoaka amin’ny alalan’ny dihy sy hira io olona io.
Hamaky ny tohinyHiverina maresaka indray ny fampielezan-kevitra amin’ity anio ity, io aloha no malaza izao ..samy manao izay vitany ireo kandida sy ny antokoa ary fikambanana manohana azy ireo
Hamaky ny tohinyDia samy manana ny maha maika azy marina, raha toa ka somebiseby amin’ny propagandy ny sasany, eo ireo tsy taitra fa dia variana amin’ny fitadiavana, tena misy mihitsy aza ny olona mbola manontany hoe :fa fifidianana inona moa ity atao amin’ny 31 jolay ity e ?
Hamaky ny tohinyEfa hita taratra tamin’ny zava-nitranga omaly ny ety ho fizotry ny fampielezan-kevira, efa mazava hoe iza no antoko lehibe, iza no antoko kely.Tsy dia misy fahagagana azo antenaina fa tahaka ny efa fantatra sahady ny voka-pifidianana, arakaraky ny fihetsik’ireo kandida isan’isany avy.
Hamaky ny tohiny