- Alakamisy 02 Jona 2016
Edito.Mahakely finoana
Tsy misy eto Madagasikara ny ady an-trano ary tsy misy maniry ny hisian’izany
Hamaky ny tohinyTsy misy eto Madagasikara ny ady an-trano ary tsy misy maniry ny hisian’izany
Hamaky ny tohinyEfa tena manondro mena avokoa ny tondro rehetra raha ny eto Madagasikara no resahana, fahasosorana sy fahadisoam-panantenana isan-karazany no hita any anaty fiaraha-monina.
Hamaky ny tohinyAnio no hotontosaina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny fifidianana izay ho solontenan’ity andrim-panjakana ity eo anivon’ilay sampana mpanara-maso ny fampiharana ny fanjakana tsara tantana sy ny fanajana ny demokrasia na ny Hcdded.
Hamaky ny tohinyTsy misy fanampim-baovao intsony ny firosoan’ny fanadihadiana taorian’ny fisavana ny tranon’ny senatera Lylison sy ny mpandraharaha Mamy Ravatomanga.
Hamaky ny tohinyNavesabesatra ity herinandro ity raha ny raharaham-pirenena no resahana.
Hamaky ny tohinyIreo mpifaninana mivantana amin’ny filoham-pirenena amin’ny 2018 dia efa nanambara fa tsy mahita tombontsoa amin’ny fanonganam-panjakana fa aleon’izy ireo miandry am-pitoniana ny fifidianana ara-dalàna toy izay handoto tanàna taona 2 latsaka kely alohan’izany.
Hamaky ny tohiny