- Alakamisy 09 Jona 2016
Edito.Mba hazavao tsara kosa e !
Resaka tsy mety vita ny fitantanana ny fiantsonan’ny fiara eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyResaka tsy mety vita ny fitantanana ny fiantsonan’ny fiara eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyAnio maraina no hihaona amin’ny iraka manokan’ny tahirim-bola iraisam-pirenena nalefa aty Madagasikara ny filoha Hery Rajaonarimampianina.
Hamaky ny tohinyMiezaka manao serasera ny filoham-pirenena sy ireo mpiara-miasa aminy mba handresen-dahatra ny rehetra fa hoe voafehin’izy ireo ny toe-draharaha eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyRaha niseho ho mahay sy mahita vahaolana hatramin’izay ny fitondrana HVM, ankehitriny kosa nanova paikady ka milaza fa tsy vao izao no nahantra i Madagasikara fa vokatry ny tsy fisian’ny fitoniana sy ny tsy fahaiza-mitantana teto nandritra ny 50 taona. Miantso fiaraha-miasa ihany koa ny filoham-pirenena rehefa nahatsapa. Angamba tsy tafavoakany intsony ny baolina.
Hamaky ny tohiny“Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika !”. Tsy misy ny mahavita tena irery fa tsy maintsy mifampiankina ny zava-drehetra.
Hamaky ny tohinyVao miha zava-doza ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara ankehitriny.
Hamaky ny tohiny