- Zoma 24 Jona 2016
Edito.Manampahefana miesona ?
Raha ny tokony ho izy dia miasa andro aman’alina ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa tsy hiala sasatra izany mihitsy.
Hamaky ny tohinyRaha ny tokony ho izy dia miasa andro aman’alina ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa tsy hiala sasatra izany mihitsy.
Hamaky ny tohinyTsy atao mahagaga raha matetika manao kabary fiarovan-tena sy fanadiovan-tena ary fandokafan-tena ny manampahefana tato ho ato izay.
Hamaky ny tohinyNy nitokanana ilay vondron-tafika manokana tany Mahabo no ela dia io fa mandripak’olona indray ny dahalo any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny.
Hamaky ny tohinySarotsarotra ny fikarohana sy fanamarinana 100% ny vaovao saingy na izany aza dia re fa misy andiana mpanao politika nivoy efa ho herinandro vitsivitsy izao.
Hamaky ny tohinyNahagaga tato ho ato ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antenimierandoholona Honoré Rakotomanana hoe :
Hamaky ny tohinyTsy mahalala intsony ny zava-misy marina ve sa efa tena leon’ny miaina ny mpitondra fanjakana fa dia manaotao foana isan’andro.
Hamaky ny tohiny