- Zoma 20 Mey 2016
Edito.Resaka toe-tsaina io !
Mahalasa saina indraindray ny zava-misy eto Madagasikara. Tsy tahotra tsy henatra fa manararao-pahefana sy mangoron-karena ny manampahefana.
Hamaky ny tohinyMahalasa saina indraindray ny zava-misy eto Madagasikara. Tsy tahotra tsy henatra fa manararao-pahefana sy mangoron-karena ny manampahefana.
Hamaky ny tohinyManao ahoana ianao any izao ry Jean a ! Mbola mihevotrevotra ihany sa efa mba tony saina e ? Hay ianareo tena ekipa be mihitsy no niondrana tany amin-dry kely maso tompon’ny biznesy a…Dia inona ny voan-dalana ?
Hamaky ny tohinyAsa na vola fanampiana an’i Madagasikara ohatrinona na mpandraharaha hanokatra orinasa firy ka hamorona asa manao ahoana no voan-dalana hoentin’ny filoham-pirenena avy any Singapour nandritra ny diany 3 andro tany ?
Hamaky ny tohinyMety hananosarotra ihany atsy ho atsy ny toe-draharaha eto Madagasikara raha toa ka manao be marenina ny mpitondra fanjakana ka tsy mihaino ny hetaheta sy ny fitarainan’ny olona.
Hamaky ny tohinyTahaka ny noely sy ny paska dia maro ny Kristianina no misafidy ny pentekosta hanaovana batisa na batemy ny zanany.
Hamaky ny tohinyNandalo dia niserana tokoa ingahy Ban Ki Moon sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana. Tsy dia nisy zava-baovao ny nambarany fa efa firesaka isaky ny mihetsika eto ihany.
Hamaky ny tohiny