- Talata 21 Jona 2016
Edito.Misoko miadana a !
Sarotsarotra ny fikarohana sy fanamarinana 100% ny vaovao saingy na izany aza dia re fa misy andiana mpanao politika nivoy efa ho herinandro vitsivitsy izao.
Hamaky ny tohinySarotsarotra ny fikarohana sy fanamarinana 100% ny vaovao saingy na izany aza dia re fa misy andiana mpanao politika nivoy efa ho herinandro vitsivitsy izao.
Hamaky ny tohinyNahagaga tato ho ato ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antenimierandoholona Honoré Rakotomanana hoe :
Hamaky ny tohinyTsy mahalala intsony ny zava-misy marina ve sa efa tena leon’ny miaina ny mpitondra fanjakana fa dia manaotao foana isan’andro.
Hamaky ny tohinyAzo lazaina fa afa-doza amin’ny ampahany ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar fa tafavoaka tamin’ilay « Annexe B » naha be resaka sy adihevitra teto tao anatin’ny 5 taona.
Hamaky ny tohinyToa sampontsampona izany ny zava-mitranga eto amintsika. Lazaina fa tratra ambodiomby ny olona iray kanefa tsy mety voasambotra hatramin’izao. Io no nipoiran’ilay vazivazy hoe : ary asehoy koa ary ilay omby e !
Hamaky ny tohinyManahirana ilay fiainana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny