- Alakamisy 24 Novambra 2016
Edito.Hanilika sa hampifandray ?
« Varavarana mampifandray amin’ny any ivelany ve sa singam-panilikilihana ara-politika sy ara-kolontsaina eo amin’ny fiarahamonina ny teny frantsay eto Madagasikara ? ».
Hamaky ny tohiny« Varavarana mampifandray amin’ny any ivelany ve sa singam-panilikilihana ara-politika sy ara-kolontsaina eo amin’ny fiarahamonina ny teny frantsay eto Madagasikara ? ».
Hamaky ny tohinyNa inona na inona tsy fitovian-kevitra sy tsy fitoviam-pijery manoloana ny frankofonia, dia tokony hisy foana ny lesona tsoahina avy amin’izany mba tsy ho lany andro amin’ny adihevitra tsy mitondra mankaiza eto isika.
Hamaky ny tohinyVoninahi-pirenena no tandrovana amin’izao fandalovan’ny fihaonamben’ny frankofonia eto amintsika eto izao dia samy milaza avokoa ny rehetra fa aleo aloha milamina, mitony,
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny frankofonia tanteraka isika amin’izao fotoana izao. Ny mpitondra milaza fa tombotsoam-pirenena ny fanatanterahana izany eto amintsika.
Hamaky ny tohinyRaha mbola ho fifanilihana foana no iainana eto dia aza manantena ny ahita vokatra amin’izay atao. Toy ny lalao ara-panatanjahantena io
Hamaky ny tohinyTandindonin-doza ny omby Malagasy amin’izao fotoana izao. Efa ho lany tamingana ny omby any Atsimon’ny Nosy kanefa tsy mahataitra ny fanjakana izany.
Hamaky ny tohiny