- Alarobia 30 Novambra 2016
Edito.Nantenain-kanirina …
Ity izany no tonga amin’ilay fitenenana hoe “ny nantenain-kanirina indray no nampivandravandra”.
Hamaky ny tohinyIty izany no tonga amin’ilay fitenenana hoe “ny nantenain-kanirina indray no nampivandravandra”.
Hamaky ny tohinyVita iny ny frankofonia ! Na inona na inona hadisoan’ny mpitondra dia nisy ny ezaka sy ny fanamby ka nahatontosana azy hatramin’ny farany, ary mendrika hiderana azy ireo izany.
Hamaky ny tohinyVita soa aman-tsara ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia. Ady hevitra lehibe no nisy teto saingy tsy hanova na inona na inona izany, fa ny manatsoaka lesona no azon’ny tsirairay hatao, na ny mpitondra na ny mpanohitra na ny vahoaka. Nisy ny lesoka ary nisy ihany koa ny zavatra tsara izay mendrika ny hotohizana
Hamaky ny tohinyTsy fantatra ny tanjona amin’izao fihetsiketseha mitranga amin’izao fihaonamben’ny frankofonia izao.
Hamaky ny tohinyLavitry ny kitay ny afo amin’ny hisian’ny mangarahara eto amin’ny firenena ato ho ato. Maizina amin’ny vahoaka ny zava-drehetra, ka tsy atao mahagaga raha “fanjakan’ny maizina” no hiantsoan’ny besinimaro ny fanjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohiny« Varavarana mampifandray amin’ny any ivelany ve sa singam-panilikilihana ara-politika sy ara-kolontsaina eo amin’ny fiarahamonina ny teny frantsay eto Madagasikara ? ».
Hamaky ny tohiny