- Talata 20 Desambra 2016
Edito.Hifamela sa hifandako ?
Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fety tanteraka isika izao. Mitaky fitoniana politika izany ary ilaina ny hanadinoana ny romoromo.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny vanim-potoanan’ny fety tanteraka isika izao. Mitaky fitoniana politika izany ary ilaina ny hanadinoana ny romoromo.
Hamaky ny tohinyMimenomenona ireo mpanao politika efa ela nietezantsika rehefa ataon’ny naman’izy ireo hoe dinozaoro kanefa ny fihetsika sy ny resaka atao dia mbola mirona any amin’ny fiezahana ny famerenana ireo fitantanana efa tsy nahomby tamin’ny fotoan’andron’izy ireo hatrany
Hamaky ny tohinyValifaty politika, fifampisamborana sy fifanagadrana izao no malaza. Ny mpanagadra anio dia mety hogadraina rahampitso ary izany no mihatra amin’ny olon’ny tetezamita teo aloha ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTsy manomboka akory ny ady dia efa mipararetra ny fanjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNy tantara niainantsika hatramin’izay ihany no mbola miverina mandraka ankehitriny
Hamaky ny tohinyRaha nahavaha olana angamba ny fanamelohana izay hetsika sy fihetsika nolazaina fa hoe : tsy manaja ny zon’olombelona na koa heloka bevava eo anatrehan’izao tontolo izao dia efa tanteraka tahaka izay ny tononkiram-pirenentsika hoe :
Hamaky ny tohiny