- Sabotsy 10 Desambra 2016
Edito.Domina tapany handoa erany !
Nampanantenain’ny vahiny ny mpitondra fa hampindramina vola mitentina 10,2 miliara dolara ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyNampanantenain’ny vahiny ny mpitondra fa hampindramina vola mitentina 10,2 miliara dolara ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyMbola manakoako ny fandresena miezinezina azon’ny ekipam-pirenena Malagasy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ka nisalorana ny anaram-boninahitra maha tompondaka eran-tany.
Hamaky ny tohinyManoatra noho ny hita talohan’ny frankofonia izao ny andavanandron’ireo mponina eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Izay aleha rehetra na Ambohijatovo na Analakely.
Hamaky ny tohinySanganehana ny rehetra nandre ny fanambaran’ny Filoha Frantsay François Hollande, herinandro taorian’ny niverenany avy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFifandresen-dahatra amin’ny mpamatsy vola tanterahina any Paris renivohitra Frantsay indray izao no malaza taorian’ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia
Hamaky ny tohinyIty izany no tonga amin’ilay fitenenana hoe “ny nantenain-kanirina indray no nampivandravandra”.
Hamaky ny tohiny