- Alarobia 04 Janoary 2017
Edito.Sao ho diso fanantenana e !
Hamaky ny tohiny
Tsy re tsaika lasa, tsy re feo tonga…maro tamin’ireo manampahefana ambony Malagasy no efa manana fahazarana miala sasatra any ivelan’i Madagasikara rehefa tonga ny krismasy na ny taom-baovao.
Hamaky ny tohinyResaka fanovana mpikambana ao anatin’ny governemanta indray izao no vaovao mahoraka amin’izao taona vaovao izao, re fa efa eo am-panomanana tanteraka ny fifidianana izay mety ho tanterahana amin’ny 2019 fa tsy 2018 ny HVM ka mitady izay tena ekipa
Hamaky ny tohinyMahagaga ny fihetsiky ny olom-pirenena tsirairay avy manoloana izao fitsaram-bahoaka sy habibiana mitranga eto amin’ny firenena izao.
Hamaky ny tohinyDia sanganehana indray ny rehetra fa ao anatin’ny fotoana tokony hisian’ny fitoniana sy tsy hisainana firy ny politika efa ho dridrangilo eto amin’ny firenena mihitsy no vao mainka hampanenoan’ny sasany ny anjomara sy ny siotsiokan’ny rivotra politika.
Hamaky ny tohinyTelo andro sisa dia higadona ny andro hanaovam-beloma ny taona 2016. Samy nanana ny fahitany azy mikasika azy iny ny isam-batan’olona.
Hamaky ny tohiny