Edito

Tsy misy fepetra !


  • Alakamisy 23 Febroary 2017

Manohana tsy misy fepetra ! Niredona indray io teny io omaly nandritry ny famoriana mpanao gazety teny 67 ha.

Na dia izay voan-teny izay aza dia efa ahafahana mitaratra fa tsy nisy fiovana ny fomba fitondrana na fitarihana (leadership) mahazo laka amin’ireo fikambanana misy eto amin’ny firenena eto. Midika izany fa na inona hiseho dia tsy misy an-kiala eo. Tsy efa fotoana ve mba hifanabeazana amina fomba fijery mitondra vina lavidavitra kokoa izao ? Hotohizana ve ny fanampena-maso sy ny famonoana afo isan-karazany amin’ny alalan’ny fanomezan-javatra tsy natao haharitra ela fa hampijanona ho mpangataka lava, toy ny vary iray kapoaka, bodofotsy, koveta ?

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT