- Sabotsy 28 Janoary 2017
Edito.Hifamelona sa hifamono ?
Samy mamely izay voany ! Izany no azo hamintinana ny fiarahamonina eto amintsika amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinySamy mamely izay voany ! Izany no azo hamintinana ny fiarahamonina eto amintsika amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMirehareha fatratra ny fanjakana ankehitriny fa mahazo avara-patana amin’ny vondrona iraisam-pirenena. Notanterahina teto amintsika ny fivoriana iraisam-pirenena isan-tsokajiny saingy nitondra inona ho an’ny firenena izany ? Nandalo teto ny sekretera jeneralin’ny firenena mikambana, nandalo teto ny filoha Frantsay,
Hamaky ny tohinyInona no hatao ? Inoana fa izay ihany no fanontaniana tokony hipetraka amin’izao fotoana mitady hampirodana ny tany aman-danitry ny firenena manoloana ny fahapotehan’ny tontolo iainantsika izao.
Hamaky ny tohinyMoa va tsy mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo ny fandrosoan’ireo firenena sy nosy madinika manodidina antsika aty amin’ny ranomasimbe Indianina.
Hamaky ny tohinyRano ritra ao Andekaleka sy Ikopa ary Mantasoa sy izay rehetra tsy hita any ambadika any koa, orana tsy milatsaka, haitany sy tsy fanjarian-tsakafo any atsimo, fitsaram-bahoaka miatomboka indray, horohoron-tany niha nahery vaika
Hamaky ny tohinyTaona vitsivitsy lasa izay dia efa nisy nandoro ny teny an-tampon’Ambohimalaza, Antananarivo Avaradrano.
Hamaky ny tohiny