- Alatsinainy 13 Febroary 2017
Edito.Rahoviana ihany ?
Tsy misy tokotaniny ny famahana ny olana ara-tsosialin’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyTsy misy tokotaniny ny famahana ny olana ara-tsosialin’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyNy vahoaka no tompon’ny fanapahan-kevitra rehefa tonga ny fifidianana, hoy ireo tompon’andraikitra raha nanentana ny olom-pirenena hikarakara ny momba azy avy amin’ny fiatrehana ny fotoan-dehibe eo amin’ny tantaram-pirenena ny fiandohan’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyMiha mitombo hatrany ny hantsana manasaraka ny mpitondra sy ny entina eto amin’ny firenena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyVita marina ny fety sy ny fialantsasatra fa dia efa niverina an-kianja tokoa ny ankamaroan’ireo mpanao politika.
Hamaky ny tohinyFeno 70 taona katroka amin’ity taona ity ny tolom-panafahana nataon’ireo maherifon’ny firenena tamin’ny 1947.
Hamaky ny tohinyTehaka nirefodrefotra no nasetrin’ny mpiara-miasa amina minisitra iray nandritry ny fifampiarahaban’izy ireo nahatratra ny taona ny faran’ny herinandro teo rehefa avy nilaza ho mahafantatra ny hetahetan’ireo mpiara-miasa aminy ingahy minisitra.
Hamaky ny tohiny