Edito

Very finiavana


  • Alatsinainy 20 Martsa 2017

Tsy hoe tsy ampy fa very ary tsy ananan’ireo tompon’andraikitra intsony ny fahitana ny fandehan’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny finiavana hitady vahaolana amin’ny zava-mitranga mitady hieli-patrana manerana ny nosy.

Manjaka ny tsy fandriampahalemana any atsimo andrefan’ny nosy noho ny afitsok’ireo dahalo sy mpandroba any an-toerana, raha ny vaovao tamin’ny faran’ny herinandro teo. Toy izany koa ny resaka fitsaram-bahoaka vokatry ny fahaverezam-pimpatokisana eo amin’ny mpitondra sy ny entina, indrindra eo amin’ireo vahoaka sy mpitsara. Tsy olana vao omaly io fa efa hatramin’ny niandohan’izao fitondrana izao mandrak’androany ary samy mahalala ny antony ny rehetra satria maro tamin’ireo vahoaka no nilaza ho efa nahita maso. Miha mafana hatrany anefa ny toe-draharaha ka dia hiverenana hotadiavina.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT