Edito

Verezin’ny fialonana


  • Alakamisy 27 Jolay 2017

Rahoviana ihany ny mpitondra antsika vao hijery ny hoavin’ity firenena ity ? Lasa miharihary toy ny vay an-kandrina nanomboka tamin’ny taona 2009 fa noho ny fialonana olona iray no hanaovan’ireo mpitondra nifandimby antsojay antoko politika sy mpitarika.


 Satria ve ny mpitarika ilay antoko mbola hita fa mamim-bahoaka ary mampiaiky izao tontolo izao amin’ny haitarika ananany ka handrobamka ny laharana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena ? Hatrany amin’ny mpitondra sy ny mpanao politika ankehitriny no itoeran’ilay kolontsaina lomorina “Mifanindry”. Tsy azon’izy ireo an-tsaina intsony fa ilay vahoaka tsy mandady harona no mizaka ny tsy eran’ny ainy ary izy ireo no lasa saribakolim-bahiny. Efa verezin’ny fialonana tafahoatra ?

J. Mirija   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT