- Alakamisy 20 Jolay 2017
Edito.Mbola ho avotra ve ?
Firy taona izao no nikasana hanatontosana ny fampihavanam-pirenena ary efa im-piry niova ny anaran’ireo rafitra no
Hamaky ny tohinyFiry taona izao no nikasana hanatontosana ny fampihavanam-pirenena ary efa im-piry niova ny anaran’ireo rafitra no
Hamaky ny tohinyTampina ny daomy amin’ny resaka mangarahara sy fampanjakana ny tany tan-dalàna eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyIty tokoa vao tonga amin’ilay fomba fiteny hoe “miandry fa gasy”.
Hamaky ny tohinyNy faran’ny herinandro teo no efa nandeha ny resaka amin’ny hisian’ny fanovana governemanta, saingy tsy tontosa aloha hatreto.
Hamaky ny tohinyFanonganam-panjakana efatra heverina ho nisy akony ara-pitotonganan-toekarena goavana indrindra ka nahatonga ny firenena ho mbola anaty fahantrana lalina toy izao hatrany ireo nitranga ny taona 1972,1991, 2002 ary 2009.
Hamaky ny tohinyAmbentin-dresaka any anaty haino aman-jery isan-karazany saika ho isan’andro ny fanaratsiana an’i Marc Ravalomanana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny