- Alakamisy 03 Aogositra 2017
Edito.Hafahafa
Hafahafa! Izay no azo amehezana ny zava-niseho nifanesisesy teto amin’ny firenena tato ho ato.
Hamaky ny tohinyHafahafa! Izay no azo amehezana ny zava-niseho nifanesisesy teto amin’ny firenena tato ho ato.
Hamaky ny tohinyMaizina tanteraka ny fiainan’ny Malagasy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMalalaka sy mahaleotena ny fitsarana, hoy ny filohampirenena, saingy tokony hamongotra ny kolikoly.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka adihevitra hatrany ny resaka fanatanterahana fisaonam-pirenena eto amintsika, indrindra fa taorian’ilay mpanakanto malaza iray,
Hamaky ny tohinyMahagaga ihany raha ny eo anivon’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao no mamerimberina matetika fa tsy fotoanan’ny fifanaratsiana intsony izao.
Hamaky ny tohinyTanteraka tokoa ny fomba fiteny hoe ny hazo avo halan-drivotra, ary misongadina izany eo amin’ny tontolo politika, raha dinihina ny fanenjehana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny