- Alakamisy 13 Jolay 2017
Edito.Mbola ho lavitra ny lalana.
Ny an-daniny mangeja, ny an-kilany mandrangitra, misy koa ny miandry kendritohana, hoy ny fanehoan-kevitra iray izay mahita ny fiainantsika eto amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNy an-daniny mangeja, ny an-kilany mandrangitra, misy koa ny miandry kendritohana, hoy ny fanehoan-kevitra iray izay mahita ny fiainantsika eto amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyDia tena miherongerona indray ny fanjakana HVM amin’izao fotoana izao fa hampiharina, hono, ny lalàna manoloana ny zava-niseho tamin’ny 8 jolay nanaovan’ny Antoko Tiako i Madagasikara ny fanamarihana ny faha-15 taonany, saingy nanaovana ankasoparana.
Hamaky ny tohinyIza no vonon-kihavana ? Heverina fa izay no fintin’ny fanontaniana nipetraka tao an-dohan’ny filoham-pirenena teo aloha raha namaly izany ka nilaza fa tsy fotoana ny
Hamaky ny tohinyMai-molotra tsy mahita ambara ny fanjakana nanoloana ny fanotronan’ny vahoaka an’aliny ny hetsiky ny Antoko Tiako I Madagasikara ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNa tandroka aron’ny vozona na mpitandro ny filaminana dia samy anarana nentina niantso ny miaramila taorian’ny fanjanahantany sy fony mbola tao anatin’ny fahaleovantena faha mpanjaka ity nosintsika ity.
Hamaky ny tohinyTsy misy fanantenana intsony ny fitondrana Rajaonarimampianina na dia mbola mihevitra ny hitondra ny firenana ao anatin’ny 5 taona manaraka aza. Efa naman’ny manao tsipaky ny miala aina.
Hamaky ny tohiny