- Sabotsy 16 Septambra 2017
Edito.Savorovoro hilantoan’iza ?
Efa tamin’ny volana aogositra no nahiahiana ny fisiana trangan’aretina pesta teto amintsika, ho an’ity taona ity, raha ny fanazavan’ny minisitry ny fahasalamana.
Hamaky ny tohinyEfa tamin’ny volana aogositra no nahiahiana ny fisiana trangan’aretina pesta teto amintsika, ho an’ity taona ity, raha ny fanazavan’ny minisitry ny fahasalamana.
Hamaky ny tohinyTsy milamina intsony ny tany ary mbola hihamahery vaika izany atsy ho atsy. Tsy mandondom-baravarana intsony ny fahantrana fa efa ao an-tsoso-koditra ho an-dRamalagasy.
Hamaky ny tohinyMiha manjavozavo hatrany ny raharaham-pirenena ary miala bala ny fanontaniana apetrak’ireo mpanao gazety isan’andro ireo mpitondra. Inona no hafenina ?
Hamaky ny tohinyTelo volana dia mivaha ny delestazy, handray andraikitra ny fanjakana, efa mandeha ny fanadihadiana, afaka telo volana dia hahita vokatra azo tsapain-tanana isika …
Hamaky ny tohinyNy tontolon’ny asa eto amintsika indray no nezahan’ny filoham-pirenena novoizina tamin’ny alalan’ilay fandaharany manokana amin’ny haino aman-jery tamin’ity herinandro ity.
Hamaky ny tohinyTsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna ny fitadiavan’ny fanjakana ankehitriny hevitra hitazonana ny fahefana eo am-pelatanany.
Hamaky ny tohiny