Tsy hanangam-pahavalo
Fa hankato firaisankina
Fampihavanana tsy miharo
Izay no apetraka ho vina
Tsy mbola niova tarigetra
Valo taona no nisiany
Hijoro ho an’ny nosinao
Ny tanindrazanao no tiany
Faralahimatoa
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.