- Talata 08 Mey 2018
Edito.Lasa nandeha Rafahendrena !
“Ny Hendry mody voky, ny adala misesika ihany”. “Aleo halan’andriana toy izay halam-bahoaka”. “Aleo mifanena amin’ny mpamosavy toy izay mifanena amin’ny mpandainga.”
Hamaky ny tohiny“Ny Hendry mody voky, ny adala misesika ihany”. “Aleo halan’andriana toy izay halam-bahoaka”. “Aleo mifanena amin’ny mpamosavy toy izay mifanena amin’ny mpandainga.”
Hamaky ny tohinyFahagagana sy fitsimbadihana ara-politika lehibe sisa fara-fanantenan’ny fanjakana ankehitriny hahafahany mijanona eo amin’ny fahefana.
Hamaky ny tohinyInona moa izany sisa fanantenana ho an’ity fanjakana ity ? Nolavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana iny volavolan-dalàna mifehy ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyMiha miakatra ihany ny maripana eny Ambalambahoaka eny amin’izao. Niaraha-nahita ny zava-nitranga nanomboka ny alarobia teo fa efa niverina nanao fanambarana indray ny avy eo anivon’ny foloalindahy ary manainga ny herivelona rehetra hiaraka hikaroka ny vahaolana hisian’ny marimaritra iraisana.
Hamaky ny tohinyAndrasana indray aloha izay hiseho anio, taorian’ny fanambaran’ny lehiben’ny mpitandro ny filaminana omaly manoloana ny raharaham-pirenena, izay tena mangotraka amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyInona intsony moa izany no maha filoham-pirenena na maha praiminisitra sy izay rehetra mitantana ity firenena ity ?
Hamaky ny tohiny