- Alarobia 08 Aogositra 2018
Edito.F’angaha vitan’ny sehoseho izy ity e ?
Efa miha akaiky ny fifidianana fa ny fametrahana ny taratasy firotsahan-kofidiana ary ity efa manomboka.
Hamaky ny tohinyEfa miha akaiky ny fifidianana fa ny fametrahana ny taratasy firotsahan-kofidiana ary ity efa manomboka.
Hamaky ny tohinyNa ny fomba fiteny “misora-tena toa voatango” na “midoka tena toy ny papelika” dia entin’ny Ntaolo Malagasy nanaovana fanoharana ilazana ny olona mpirehareha.
Hamaky ny tohinyMifanisika ny hiady seza ho lasa filoha ny mpanao politika maro, izay tsy vitsy ny mitifitra lanitra mba hahavoazana tendrombohitra.
Hamaky ny tohinyKivadivady, kivarivary, kiantranoantrano, sy ny hafa koa dia samy hamaritana zava-mitranga na iniana hatranga ao anatin’ny fiarahamonina Malagasy avokoa raha toa ka vazivaziana na tsy raisina am-pahamatorana.
Hamaky ny tohinyMitsioka indray ny rivotra politika aty Afrika ao anatin’ny fifidianana, izay miafara amin’ny savorovoro sy ny krizy hatrany.
Hamaky ny tohinyOmaly no andro voalohany nahafahan’ireo te ho lasa filoham-pirenena rehetra nametraka ny dosie mameno ny fepetra maha kandida handray anjara amin’ny firotsahan-kofidiana ho filoham-pirenena azy avy teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohiny