- Zoma 17 Aogositra 2018
Edito.Mba ataovy avo lenta ny fisaina e!
Efa mamofompofona propagandy ny tanàna satria efa misy ireo manao fampielezan-kevitra amin’ny endriny samihafa.
Hamaky ny tohinyEfa mamofompofona propagandy ny tanàna satria efa misy ireo manao fampielezan-kevitra amin’ny endriny samihafa.
Hamaky ny tohinyHerinandro eo sisa dia hifarana tanteraka ny fe-potoana handraisana ny antontan-taratasin’ireo kandida ho filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinySamy miroso tsikelikely amin’ny fanaterana ny antontan-taratasy maha kandida azy daholo aloha hatreto izay te ho filoham-pirenena rehetra.
Hamaky ny tohinyAsa na fifanandrifian-javatra fa dia nitsangana ny vovonana mitondra ny anarana hoe Voromahery, hanohana ny floham-pirenena ankehitriny amin’ny fifidianana hono e !
Hamaky ny tohiny« …Tany fotaka, Aomby biby, vola taratasy, olombelo harena … »,
Hamaky ny tohinyMirarakopana hatrany ny teny mamy ataon’ny mpanao politika. Samy milaza ho tia tanindrazana ary mampanantena fampandrosoana sy famirapiratan’ny firenena mihitsy ny ankamaroan’ireo ho kandida ho filoha e !
Hamaky ny tohiny