• Alatsinainy 07 Mey 2018
Edito.Lasa isika raha mahay !

Fahagagana sy fitsimbadihana ara-politika lehibe sisa fara-fanantenan’ny fanjakana ankehitriny hahafahany mijanona eo amin’ny fahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Edito.Tsy misy fanafodiny

Inona moa izany sisa fanantenana ho an’ity fanjakana ity ? Nolavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana iny volavolan-dalàna mifehy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Edito.Miandry sarom-bilany hipoaka

Miha miakatra ihany ny maripana eny Ambalambahoaka eny amin’izao. Niaraha-nahita ny zava-nitranga nanomboka ny alarobia teo fa efa niverina nanao fanambarana indray ny avy eo anivon’ny foloalindahy ary manainga ny herivelona rehetra hiaraka hikaroka ny vahaolana hisian’ny marimaritra iraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Edito.Iza ihany no handresy ?

Andrasana indray aloha izay hiseho anio, taorian’ny fanambaran’ny lehiben’ny mpitandro ny filaminana omaly manoloana ny raharaham-pirenena, izay tena mangotraka amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Edito.Andrasana hanaja tena

Inona intsony moa izany no maha filoham-pirenena na maha praiminisitra sy izay rehetra mitantana ity firenena ity ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Edito.Miaritra kely fa hanana ny soa ve ?

“Ny hisavorovoroan-kilantoana”, hoy ny fomba fitenintsika Malagasy. Ao anatin’ny savorovo politika tokoa isika amin’izao fotoana, saingy indrisy fa efa mitatao amin’ny sarambabem-bahoaka ny krizy ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
FTT