• Alatsinainy 10 Septambra 2018
Edito.Samy hibaiko ny azy

Miova ny tantana eto amin’ny firenena taorian’ny nialan’ny filoha teo aloha tamin’ny toerany ny takarivan’ny zoma 7 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Edito.Edito Tsy maintsy hifidy !

Na nametra-pialana ilay nasaina nametraka na tsia na hahemotra na haroso ny fifidianana dia tsy maintsy hiafara amin’ny fifidianana ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Edito.Mialoha ny tsy hitrangan’ny…

Ity vao ho tonga amin’ilay hoe : mialoha ny tsy hitrangan’ny gidragidra raha tsy mitandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2018
Edito.Tsy milamina ny tany

Miakatra ny maripana politika eto amin’ny firenena, ka toa misy tsio-drivotra hafahafa izany. Manomboka hita taratra ny mety hamafin’ny gidragidra tsy hifankahitana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Edito.Tsy mahita atao

« Tsy hita izay atao. Miambakavaka ny saina. Miferoferotra ny aina. Malotoloto ny maraina. Velon-taraina».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Edito.Tohizo ny lalantsika

Andro sisa isaina dia hiala ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT