• Alatsinainy 17 Septambra 2018
Edito.Tsy milamina

Miha mandroso lalina any amin’ny fifidianana ihany isika amin’izao. Samy mametrapetraka ny paikadiny ny kandida tsirairay avy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Edito.Seho ivelany, seho ivelany…!!

Mihetsiketsika daholo amin’izao fotoana ireo malaza ho hery velona sangany rehetra amin’ny fifidianana efa akaiky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Edito.Miandry izay higadonany

Efa tongotra mby an-dakana ny fanatanterahana ny fifidianana na somary mizara roa aza ny hevitra ho an’ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Edito.Mandratra ny marina

Tsy marina kosa ary ve fa misy ary maro amin’ny mpanao politika, mpitondra fanjakana ary kandida no mihevitra ny Malagasy ho dondrona ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Edito.Valala an-karona hatrany

Tsy mbola ao anatin’ny propagandy isika izao, saingy efa mandeha ny don-tany sy kapo-tandroka samihafa ho an’ny samy kandida.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Edito.Edito Manimba saina

Vaovao anisan’ny nanamarika ny herinandro ny tranga tetsy Mahamasina hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT