- Alakamisy 04 Oktobra 2018
Edito.Aiza ireo “Ratsy holavina” ?
Efa nampoizina ihany ny zava-nitranga tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny omaly.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ihany ny zava-nitranga tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny omaly.
Hamaky ny tohinyMiroso mankany amin’ny fifidianana isika ! Mangetaheta fahefana mafy ny ankamaroan’ny mpanao politika, fa mangetaheta fihatsaram-piainana kosa Ramalagasy, izay efa leo kobaka am-bava.
Hamaky ny tohinyMiroso mankany amin’ny fifidianana isika ! Mangetaheta fahefana mafy ny ankamaroan’ny mpanao politika, fa mangetaheta fihatsaram-piainana kosa Ramalagasy, izay efa leo kobaka am-bava.
Hamaky ny tohiny6 andro sisa dia ho tonga indray ny “fety”. Fety tokoa moa izany, araka ny filazan’ny mpanao politika sasany azy. 1 volana mety hahazoana vola sy hena ary fitafy “isan-karazany” amin’ireo “malalatanana mandalo” indray.
Hamaky ny tohinyManomboka hiditra amin’ny tena lalao isika amin’ity fifidianana ity. Andro sisa isaina satria amin’ny herin’ny anio no hanomboka ny propagandy, ka dia hanao ny fara-fahaizany handresy lahatra ny olom-pirenena mpifidy ny kandida tsirairay avy, izay miisa 36.
Hamaky ny tohinySomary mangingina aloha ireo kandida filoham-pirenena, ka miatoato sy tonitony ny totoafon-tserasera sasany. Maka bahana sa kosa misy antony hafa mihitsy ao? Tao ny malaza fa misy olana sahady ny resaka ara-bola satria niroborobo nialohan’ny fotoana.
Hamaky ny tohiny